Verse 1:Lafo vidy ka tsy atakalo
satria anao no miavaka amin'ny maro
Agnaty ny maro tsy afangaro
Satria anao raika avao ny ato ampoko
Chorus :Maro ny nandalo fa taminao aho tokam-po
Maro ny nandalo fa anao no nahay nahababo ny foko
Tiako ho mandrak'izay ny antsika roa
Chorus : satria taminao no nahatsapako ny tena fitia
Taminao aho no tena jaloux
Anao raika avao ny tsy foiko.
Mba lazao ahy, inona no nataonao ahy jiah
Satria aminao aho no tena tia
Refain : (Indeso any aminao zaho ento an an an
Oento magnaraka anao zaho indeso an an an
Fa tsy mahasaraka anao aho malala an an an
Ny antsika roa tsy avelako ho tantara an an an) ×2
Satria ny faniriako anao no (anjarako)×3
Anao ho( anjarako ôôôô) ×2
An an an an an
Chorus : (satria taminao no nahatsapako ny tena fitia
Taminao aho no tena jaloux
Anao raika avao ny tsy foiko.
Mba lazao ahy, inona no nataonao ahy jiah
Satria aminao aho no tena tia) ×2
Refain : (Indeso any aminao zaho ento an an an
Oento magnaraka anao zaho indeso an an an
Fa tsy mahasaraka anao aho malala an an an
Ny antsika roa tsy avelako ho tantara an an an)
(Oento magnaraka anao zaho indeso an an an
Fa tsy mahasaraka anao aho malala an an an
Ny antsika roa tsy avelako ho tantara an an an)
Satria
Satria ny faniriako anao no (anjarako)×3
Anao ho( anjarako ôôôô) ×3
Anjarakô anao jiah ah ah ah
Oh jiah ah ah ah
Tiako anao jiah ah ah
Refain : (Indeso any aminao zaho ento an an an
Oento magnaraka anao zaho indeso an an an
Fa tsy mahasaraka anao aho malala an an an
Ny antsika roa tsy avelako ho tantara an an an) ×2
Ahhhhh jiah
An an an an an
Yoann Rayden