Verse(Dirty Beats and agressif voix masculin)
Mialatsiny fa mety hanafitouina fa zäh MBA te hanehou evitch manoukana
Makasika tambazoutch ray izay bé mpanaraka sy mampiasa ankehitchiny
Tou dia andeh kôziko mazava tchar ,ny lohanteny EFA manambare,zahou mankahala fatina facebook ben ah,iou tsy rarahin'i Emm a ,Aleykou mijery live Tupac,Eazy,sy Eminem ah,
Raha nampanakarena ny FB EFA bé nou nioundakena ah,
fa marou amintsika nou taraiky anaty réseaux sociaux presque ray firenena,
injinja ny FB vao tsy misy atao Kely dia oadray wah lelen....shhhhhhh Fuck
Chorus (voix féminines puissantes)
Fuck ny bandy tsy misy ketrika taraiky anaty facebook,
Ny tena bandy mikanja manangouna tsy manary touky,In them mind money is the only goal ireo Zay handevouzin'ny facebook kosa ahhhh:LOLlllll,,😂
Fuck ihany kou ny sipa manumpou facebook
Reny sipa reny amikou nou ampitouviko amin'ny boky
Izay mivelatra vakina foutsiny dia aveo any dababapakou
Verse( voix masculin)
Kôzy vrai Nou antsipiko ,fotôana nenah voulamena tsy Ary hatakaloko fatina réseaux tsy milay ,EFA safikou nenah ny fankahalāna fb manjakizay....Ahahahahah fuck
Atsipikou n'y kôzy eny ampoun'ny mahalala fa atsipikou n'y tady eny antajouky n'y oumby
Tayamnem n'y fôtoana lanikou tao tsy nahavah blem
Resaka kanja sy Apis aza vaou mainka nampihinan nem
Takizay sy ny tsy nisy nitouvy poux otran'ny mampanenin
Marina ihany kôzin'i Raben hoe elah iou mety hidiran'anjou amin'ny zavtch miserana,
Mboula nampiany ihany kou Ary hoe mietseh fa aza mihanahana fa io téléphone io tsy havita anome anah karàma
Chorus(Voix féminines puissantes)