[Intro]
Ooh, ooh
[Verse 1]
Satria fitiavana no niantsoanao ahy
Ny tena tsara sy lafatra tokoa
Ka tsy tokony hisy ampanahy
Fa sarobidy, tena vokatry ny fo
[Chorus]
Ooh, Tena sambatra aho
Ooh, Aah fa ao Aminao
Ooh, Ny fiainan-ko ho avy
Ieeh, Rahatr'izay
[Verse 2]
Ref : Tsy hiala Aminao
Ny fitiavana isan'andro
Aposakao
Na maraina na ny atoandro
Eny na ny hariva koa
[Bridge]
Tsy hisarahantsika aho, raha tianao
Mitohy ny diantsika miaraka, fo mafy
[Chorus]
Ooh, Tena sambatra aho
Ooh, Aah fa ao Aminao
Ooh, Ny fiainan-ko ho avy
Ieeh, Rahatr'izay
[Outro]
Tsy hiala Aminao
Ny fitiavana isan'andro
Aposakao, na maraina na ny atoandro
Eny na ny hariva koa