[Intro]
Hatramizao zah mbola tsy mino,, hoe ny lalantsika nisampana eh, k'anefa tsy hanomezako tsiny, raha toa ka izy no mety aminao iny fa, Ze lasa avalony eh, k'aza miherika itsony eh, fa ny antsika tsy anjara a
[Verse 1] ekeko aho nä tsy mahafohy eh, fa tsimaintsy manadino anao anie aho satria aa, voafitakao zah an an, hamerina anao an an,, jamais jamais,aa, oh jamais aa
[Pre-Chorus]
Et si la douleur porte un nom, on l’épelez avec douceur
On garde chaque blessure comme un secret qui nous garde en vie
[Chorus
Hitia anao zaho jamais jamais jamais,, na hamianao vola aho jamais jamais jamais,, ho tsaronao zah ny amaray, maro viavy fa tsy ianao raiky,, tsy tena izy fa ny love nao fake ye eh eh
Hitia anao zaho jamais jamais jamais, na hamianao vola aho jamais jamais jamais,, ho tsaronao zah ny amaray, maro viavy fa tsy ianao raiky, tsy tena izy fa ny love nao fake ye eh
[Verse 2]
Ianao rery reveko, akoatranao zah tsy ahita a, de reo zay toky nomeko, zanahary ambony ao mahita fa, Zaho tena nanaja anao, fa nataonao kilalao, fa zaho leo filafila, ka de aleko misitaka a,
[Pre-Chorus]
ekeko aho nä tsy mahafohy eh, fa tsimaintsy manadino anao anie aho satria aa, voafitakao zah an an, hamerina anao an an jamais jamais a ôh jamais aa
[Chorus]
Hitia anao zaho jamais jamais jamais, na hamianao vola aho jamais jamais jamais,, ho tsaronao zah ny amaray, maro viavy fa tsy ianao raiky, tsy tena izy fa ny love nao fake ye eh eh
Hitia anao zaho jamais jamais jamais, na hamianao vola aho jamais jamais jamais, ho tsaronao zah ny amaray, maro viavy fa tsy ianao raiky, tsy tena izy fa ny love nao fake ye eh eh