Verse
(Man vocal:)
D nitoupy ny masu,D nifampijery Sady niarahab a fa nifanakaiky Téo izaou sy ianao....
,manahoana inuna nu vaouvaou?
(Woman vocal:)
D namaly tsy misy fa mahalala foumb lasa ihany sy haiko Iza marina iny!?no Sady nitsika sa vé izy mafantatch ah ,namaly ahou tsy hananako tsiny,tsapaku AVY any anaty f'enaou Ku tsy maninoun
Chorus
Tiina no tikou hianthcouna anjy ,
na tsy anaranaou Az,f'izany no tikou hambara ilay fitiavana
Tiina no tikou hiantsoana anjy,
Na tsy anaranaou aza f'izany no tiako hasamabatch anou......(Instrumental émotionnel)
Verse (man vocal:)
Tô tsarouko aho nilaza
Tsy mbola nisy olountiana no Sady nambouraka izay faniriakou aho,
Ilay fijerinao iny Sady milaza mangiana( ok tsy maninoun)
Dia niharak foana na hou mafy na hou moura teny izaou sy ianao
Lasa tantara sisa ilay fahiny(nihomehezana sisa)
Ilay sangisangy indray hariva lasa (fahatsiarouvana sisa)
Chorus
Tiina no tikou hianthcouna anjy ,
na tsy anaranaou Az,f'izany no tikou hambara ilay fitiavana
Tiana no tikou hiantsoana anjy,
Na tsy anaranaou aza f'izany no tiako hasamabatch anou......(Instrumental émotionnel)