[Intro]
Pull up! Pull up!
Yo Zandre!
Dancehall style!
Badman vibe!
Miclasy Enemy!
Madagascar to Jamaica!
Yeah man!
[Refrain]
Miclasy enemy, mijery fa tsy mahavoa,
Miresaka be nefa ny fiainany tsy mivoatra.
Miclasy enemy, mialona raha mahita,
Fa izahay mbola mandeha, mbola mahita hazavana.
Miclasy enemy, aza mijoro eo anoloana,
Fa ny afo ato anatiko tsy azo vonoina.
Miclasy enemy, henoy tsara ange,
Ny asa sy ny talenta tsy azo sakanana eeh!
[Couplet 1]
Dem a chat, dem a talk, dem a badmind everyday,
Fa izahay mbola moving, mbola mandeha amin'ny way.
Raha vao miakatra kely dia betsaka ny mpitsara,
Fa tsy fantany ny lalana nodiavina sy ny fahoriana.
Enemy manodidina, mitady hahita ahy lavo,
Nefa izaho tsy mihemotra na dia mafy aza ny ady atao.
Mivavaka aho isan'andro, mijery lavitra hatrany,
Ka izay maniry ratsy avelako amin'ny lalany.
[Bridge]
Hey yo!
Who God bless no man can curse!
Mbola mijoro izahay, mbola first!
Soun