Ianao panome fifalina
Famindra-po isan'andro avy aminao
Fitiavana tsara indrindra ianao
Fitiavana mamy raisiko AVY aminao
Refrain : tsy misy ny tou anao ianao
Ilay tsaray indrindra ianao , ianao
Tsy misy ny tou anao ,anao
Solo: jesoa tiko indrindra ianao
Ianao lay mpivaro mpamonjy
Sty ,styriritiritiri busty ty barararara
Mahagaga loatra ianao ( mahagaga loatra ianao )
Tsy misy ny tahakanao( tsy misy ny tahakanao )
Mahagaga loatra ianao (mahagaga loatra ianao)
Tsy misy ny tahakanao (tsy misy ny tahakanao)