(Intro)
Ia o ô ô , Jedidia ô,ô JEDY izy dia lehilahy ,mahery ô ô.
( refrain)
JEDY avec Eljed pro,
Antsika jiaby,mila mifalifaly
Io olana nao io,ento amin'ny tompo fa izy,no mamaha izany.
(Anfin)
Jesosy no tokio ,satria jesosy, manasitrana jesosy, manafaka ka no izany jesosy no,fikiro,amen
Jedidia no mpanoratra