---
639 – A- Mpanjaka tsitoha ilay Tompo
A- Mpanjaka tsitoha ilay Tompo
Ivavahantsika
Mahery tokoa ilay Jesosy
Mpamonjy antsika
Fahavalony, lefy
Fahafaseana, resy
Fa tsy afa-nitana Azy tao am-pasana.
Ny tontolo dia sina
Ireo tsy tia dia nangina
Fa tsy afa-nitana Azy tao am-pasana.
Ny tontolo dia sina
Ireo tsy dia nangina
Fa mahery tokoa tsy toha tokoa ilay Jesosy
Efa velona Jesosy
Efa velona Jesosy
Dia naseho miharihary
Fa Jeso no Mpahary
Mifalia mihobia re.
Asandrato ny hosanna
Miravoa ny hosanna
Miravoa ka dera re
Fa Jeso no Kristy.
1.
Tao anaty aizim-pito aho taloha
Voageja sy voafatotra tokoa
Nitady famonjena, n’aiza n’aiza
Ka nahita an’i Jesosy ilay Sakaiza
Isan’andininy:
Ry ampakarina ô: Vita re ny fiomanana
Miandry anao Ilay Tomponao
Aza kivy, fa mahereza re!
Tsy ho foana sanatria
Izay hiaretanao
2.
Tsy ny sitrapoko anie no atao
Eny na dia mangidy sy mafaitra
Fa ny sitraponao Raiko ô!
Hoentiko ny hazo fijalianao
--