Mangina ni lanits’ androany
Fa ni foukou mbola mitadi hazavana
Ao anati alina tsi misy farany
Mbola manounoufi hanidina aw
Mandé irery eni an-dalana
Miaraka amin ranounourana
Ni ratra tavéla tsi méti sitrana
Fa mbola mibanjina ni kintana
Raha toua véry ni féoukou
Hahita aï vé ni rivoutra
Té hitsouaka amin aizina aw
Mitadi élatra vaovaou
Ouméou aï élatra hélatra
Hanapaka iti lanits mangina
Na dia vaky aza ni foukou
Mbola hanidina ambouniny aw
Mamirapiratra ao anati aizina
Tou ni tsélatra tsi méti maty
Na latsaka impiry aza aw
Mbola hitsangana indrè
Ni féoun piano mbola mitoumany
Ari ni batterie mibitika mafy
Tou ni fou tsi méti mijanouna
Na reraka aza ni fanahy
Indraindrè aw matahoutra
Fa sao tsi hahita maraina
Kanéfa mbola vélouna atou anatiko
Ilé noufy oué afaka manidina
Ouméou aï élatra hélatra
Hanazava ni alina réhetra
Na lavitra aza ni lanits
Tsi hijanouna intsony aw
Tou ni tsélatra mamaky rahouna
Hirédarèda indrè ni foukou
Ari raha mianjéra aza aw
Ni mouzika nou hampanidina aï