Ry namako, aza kivy fa mbola lalana,
Na mafy aza ny fiainana dia tohizo hatrany ny dia,
Mitsangàna rehefa lavo, aza matahotra ny ho avy,
Stay strong foana, fa ny nofy tsy ho very.
Mijoroa, miasa mafy isan’andro,
Na maizina aza dia mbola hisy andro,
Matokia tena, aza avela handresy ny tahotra,
Fa ny olona sahy ihany no mahita fandresena amin’ny farany. ✨