INTRO:
Aize fahainao
Zahay avao ty
FMVK betania
ANDININY 1:
Falifaly zahay satria manany babanay babanay mpanarivo
Zaraha hilainay dia omeny anay YAHSHUA mpanarivo
Falifaly zahay satria manany babanay babanay mpanarivo
Zaraha hilainay dia omeny anay YAHSHUA mpanarivo
🔥REFREN:
Omeny YAHSHUA! zay hilaiko
Omeny YAHSHUA! zay hilainao
Omeny hay! hangataiko
Omeny anao! hangatainao
Omeny YAHSHUA! zay hilaiko
Omeny YAHSHUA! zay hilainao
Omeny hay! hangataiko
Omeny anao! hangatainao
Mangataha! Dia omeny
Mitadiava! Faha hahita
Dodiny Izy! Hovoany
YAHSHUA tsy matity
Minoazy! Ianareo
Mihareta! Ianareo
Hatrami'ny farany! Ianareo
Fa ianao no hovonjena
ANDININY 2:
Mirehareha zahay satria manany YAHSHUA lay Andriamanitra mitaha
Ambarako anao fa YAHSHUA ro tompony harena tompony raha jiaby e
Mirehareha zahay satria manany YAHSHUA lay Andriamanitra mitaha
Ambarako anao fa YAHSHUA ro tompony harena tompony raha jiaby e
🔥REFREN:
Omeny YAHSHUA! zay hilaiko
Omeny YAHSHUA! zay hilainao
Omeny hay! hangataiko
Omeny anao! hangatainao
Omeny YAHSHUA! zay hilaiko
Omeny YAHSHUA! zay hilainao
Omeny hay! hangataiko
Omeny anao! hangatainao
Mangataha! Dia omeny
Mitadiava! Faha hahita
Dodiny Izy! Hovoany
YAHSHUA tsy matity
Minoazy! Ianareo
Mihareta! Ianareo
Hatrami'ny farany! Ianareo
Fa ianao no hovonjena
ANDININY 3:
FMVK sambatra ee
Satria mana lelahy mahery ee
Lay Andriamanitra velona fa tsy maty intsony
Ianao YAHSHUA no ataoko premier mour
Miomana amin'izay denceur fa hidera tsika androany voninahitra oan' YAHSHUA fa mendrika azy izany
Tehaka👏
Tehaka 👏
Tehaka 👏 ho an' YAHSHUA
Tehaka👏
Tehaka 👏
Tehaka 👏 ho an' YAHSHUA !
Ambarako anao mazava trara tarigetran' FMVK ampiditra anao any amin'ny fiainana mandrakizay
Laha tianao ny lanitra laha tianao ny Fitahina aza miala amin'ny FMVK fikiro mafy koay YAHSHUA
Aove!
Eeeo amin'izay tsika !
Asio Mama
Asio Papa
Asio Mama
Asio Papa
🔥REFREN:
Omeny YAHSHUA! zay hilaiko
Omeny YAHSHUA! zay hilainao
Omeny hay! hanga