Ni'afa milaza fa aleo ny lasa omban'ny lasa ,fa n'ahy ny lasako tsy mba ho ataoko fanadino,Ekeko aho ndray androany hiody vovoka,nefa ity mba aza adino.
Reo lasako rehetra ,reo vitako taloha eo mba avereno fohazina dia aza avela ho loha, Ekeko nisy ratsy, Ekeko nisy tsara
Reo lasako reheeetra
Zay vitako talooha...
Eo mba avereno fohazina oa dia aza avela ho louuha ×2
Ekeo fotsiny oe eto tsisy tonga lafatra
Ndray2 manao bêtise,f'efa mihezak'iny mahitsy na dia misampana aza Ilay lalana
Lay lahatra no hovaina oe aleo Zah mihintsy no anoratra ny tantarako.tiako hitoetra izy tiako ho fantatr'ireo taranako any ampara oe Zah iny
Reo lasako reheeetra
Zay vitako talooha...
Eo mba avereno fohazina oa dia aza avela
ho louha ×2
Zay tsy mba tsogon'olom-bolo ,fa teo am'ny fiarahamonina zay lay tondron'olo molotra arahany monimonina oe iny .Fa tsy nanangananay fahavalo zany ary tsy manisy saina ratsy ,satria ny tanjona di' ametraka tantara.tsy mb ho fanadino
ary reo lasako fantaro
Reo lasako reheeetra
Reo vitako talooha
Eo mba avereno fohazina oa dia aza avela
ho louuha ×2
Ny vola no tediavina..nefa io ko tsy ho ita raha tsy efa misy eo hinanana..
Ary raha tantara no hosoratana,dia pen
sy tasytara d'efa ampy...afaka ataoko sotro sy Lovia ko mba hinanana