tsy asitsik lagy io na ivady na isaraka, za tsy kivy fa itraka fa vetivety io oa dia afaka, izay herintaona monja ve raha miampy tapany, io fotoana iaretako anovako indray ny anarany, fa hoaiza isika roa raha mbola ho samy velon'aina, fa na tia aza ny fo dia manda foana oa ilay saina, hoe tsy iverina amin'olona izay hita fa nandratra, tsy anasitrana ny fery tsy hanafaka ny gadra