[Intro]
[Verse 1]
Tena tsapako fa Ianao ihany, ilay tokako eto an-tany
Ilay tsy mba nanary ahy, nampijoro ity fanahy
[Chorus]
Ny tanjontsika dia ny hiaraka e!
Tsy hifandao, tsy hisaraka e!
Isika roa efa voafatotra, tadin-pitia tsy hay ho tapahina
[Verse 2]
Na inona zava-miseho, matokia fa eo foana aho
Tsy hivadika, tsy handao, ilay ho aviko dia ianao
[Chorus]
Ny tanjontsika dia ny hiaraka e!
Tsy hifandao, tsy hisaraka e!
Isika roa efa voafatotra, tadin-pitia tsy hay ho tapahina
[Bridge]
Malala, no tiako hiantsoana Anao, mifandray ny foko sy ny Anao
[Chorus]
Ny tanjontsika dia ny hiaraka e!
Tsy hifandao, tsy hisaraka e!
Isika roa efa voafatotra, tadin-pitia tsy hay ho tapahina
[Outro]