Tiako ny reggae-ko♪
♪Anuel dy♪
♪Rehefa hitako izy♪
♪Dia hoy za hoe:
“Raha mba ho ahy io vehivavy io”♪
♪Mamelà za,
tsy maintsy nolazaiko izany♪
♪Tena manaitra ianao♪
♪Tena manaitra, tena manaitra♪
♪Tena manaitra ianao
atsangano ny tananao satria tsara tarehy ianao♪
♪Ry mamacita,
niakatra ambaratonga ianao♪
♪Tena mamirapiratra ny hoditrao♪
♪Lazao za hoe ahoana izany♪
♪Omeko isa 20 amin’ny 10 ianao♪
♪Tena manaitra ianao♪
♪Ianao ilay milina
mpandihy tsy mety reraka♪
♪Raha tsy manana olona ianao
avia eo an-tratrako♪
♪Ny hanitrao
tsapa eny amin’ny rivotra♪
♪Tahaka an’i Argentina,
mitondra “Buenos Aires” amiko ianao♪
♪Mahery sy manintona ianao♪
♪Maro ny vehivavy
fa ianao hafa mihitsy♪
♪Raha heloka ny hatsaranao♪
♪Dia hosamboriko eo am-pandriako ianao♪
♪Manana ilay “toque” ianao♪
♪Jereo ilay hatsarana
toy ny édition spéciale♪
♪Mamelà za
fa tsy maintsy nolazaiko izany♪
♪Tena manaitra ianao♪
♪Tena manaitra, tena manaitra♪
♪Atsangano ny tananao satria tsara tarehy ianao♪
♪Ry mamacita, niakatra ambaratonga ianao♪
♪Tiako ny fomba andihizanao♪
♪Ny saiko mamorona eritreritra maro♪
♪Raha avelanao za
dia hanakaiky anao♪
♪Inona ny tsiambaratelonao?♪
♪Satria tena manintona ianao♪
♪Ny hatsaranao mampihorohoro ny rehetra♪
♪Ny hafa toa manjavona eo akaikinao♪
♪Iray, roa, telo
andao hanao azy♪
♪Aoka hangina ny fialonana♪
♪Miarahaba an’ireo tovovavy
mahasarika ny arabe♪
♪Iza no anaranao?
Avy aiza ianao?♪
♪Omeo ny nomeraonao za
mba hifankafantarantsika bebe kokoa♪
♪Manana ilay “toque” ianao♪
♪Tahaka ny kintana mamirapiratra♪
♪Mikorontana ny internet
rehefa mandefa sary ianao♪
♪Rehefa hitako ianao♪
♪Dia hoy za hoe:
“Raha mba ho ahy io tovovavy io”♪
♪Mamelà za
fa tsy maintsy nolazaiko izany♪
♪Tena manaitra ianao♪
♪Tena manaitra, tena manaitra♪
♪Tena mamirapiratra ny hoditrao♪
♪Omeko isa 20 amin’ny 10 ianao♪
♪Manana style manokana ianao♪
♪Tsy misy mitovy aminao♪
♪Manatòna akaiky♪
♪Ataovy mirehitra ny fety♪
♪Anuel Dy sy Disco Duro♪
♪Urba & Rome♪
♪Tena mafy ilay gadona♪