[Intro]
Anio no mankalaza, Namaky ny lanitra ny feo
[Verse 1]
Andriananahary masina indrindra
Ny anjelinao mitoetra Aminao
Mifamaly hoe: Masina indrindra
Andriananahary, Telo Izay Iray
[Chorus]
Masina indrindra, Masina indrindra
Ianao irery, Andriananahary
Telo Izay Iray, Telo Izay Iray
Masina indrindra, Masina ianao
[Verse 2]
Na tsy hita aza izao ny voninahitrao
Masina indrindra Hianao irery
Andriananahary, Telo Izay Iray
[Chorus]
Masina indrindra, Masina indrindra
Ianao irery, Andriananahary
Telo Izay Iray, Telo Izay Iray
Masina indrindra, Masina ianao
[Verse 3]
Zava-manana aina samy mankalaza
Sady manambara Anao Izay Tompony izao
Hianao irery no mitahy azy
Andriananahary, Telo Izay Iray
[Chorus]
Masina indrindra, Masina indrindra
Ianao irery, Andriananahary
Telo Izay Iray, Telo Izay Iray
Masina indrindra, Masina ianao
[Verse 4]
Andriananahary feno hatsarana
He ny fitahianao izay mpanomponao
Tsara dia tsara ny omenao azy
Andriananahary, Telo Izay Iray
[Chorus]
Masina indrindra, Masina indrindra
Ianao irery, Andriananahary
Telo Izay Iray, Telo Izay Iray
Masina indrindra, Masina ianao
[Verse 5]
Izahay mpanomponao ta-hankalaza Anao
Feno fahendrena, feno fiantrana
Andriananahary, Telo Izay Iray
[Outro]
Masina indrindra, Andriananahary
Telo Izay Iray, ho mandrakizay