Just gonna stand there and watch me burn ,that's alright because I love the way it hurts,just gonna stand ther and hear me cry,that's alright becoz I love the way you lie
1 verse :
Okay Hitako ny lalana na dia nilaozanao aza aho teo amin'ny kiondalana,tsy nasiko sira fa nenao efa tombondalana,etsy aloha etsy aho mahazo fihintanana,tsarovy fa anaty foko mitempo lalina anao izay very sakaiza very namana ,indray andro any tsy maintsy mbola hiaina love na dia bad man,tsy mitaimbaka fa revy anaty haintso haintso mandeha milam,tsy na tsa avalinao tsa manah,areketo anaty lohanao manopboka androany fa zah io efa ça va...
Just gonna stand there and watch me burn ,that's alright because I love the way it hurts,just gonna stand ther and heat me cry,that's alright becoz I love the way you lie
2nd verse:
Tamin'ny 2008 tao amin'ny palais ,nifankahitavantsika ,nalaza be ny bex sady tamin'izay ny andron'y oktoberfest,zaho sipa tsotsotra tsy be zesta,enao lay bandy somary cool tiako kely zà efa taitra,Ny masontsika roa nifampijery nanole anah iusion mistery ,tsy afeniko anao cherie fa tena nankafiziko elah tamireny,zahay tany ambodin'isotry nitazona hotely ,elah tao ampefitety nianatra comerce et market ,raha enonao izy ty mba antsoy zah vety vety.....zany annnnnn hahahahahh
Just gonna stand there and watch me burn ,that's alright because I love the way it hurts,just gonna stand ther and hear me cry,that's alright becoz I love the way you lie