[Intro]
Yeuuh
Francisnaya
[Verse 1]
Ny fialatsigny tsy hisy aminah na roue na raiky
Fa za nangigny fa izy nanantona sy ny kaiky
Tsy nisalasala fa de nanambara amina
Hoe ny ao ampouny tombe amoureux sy efa taraiky
Koa azafady aminao akamako sy namako
Ambelao fona izy efa tsy anao fa anjarako
Fa tsy any intsony izy fefa ampela tanako
Anao fa ex izy efa lasako
[Pre-Chorus]
Ka teny ataovy anazy
Mavita mariagy
Tsika we tsy anjara de tsara tsodrano
Tandremo hisabotage
Fa sode hifanalazy
Fa raha hitady elah d ampahitako angano
[Chorus]
Love jiaby efa nomeny anah fa ambava mboay ka tsy hoazonao intsony
Mahaiza mionona ianao ralahy de mahereza fefa lasako ny fona
Taminao tany izy nijaly ny tomany fa tsy ny asanao loha
Amina ty izy falifaly voa tambitamby
Ka mbay elah veloma
[Verse 2]
Nenina tsy aloha fa afara tsy haiko alou fa houzy lay fiteny
Misaotra anao lesy nandratra aza manah fa hositraniko ilay fery
De ambelao izy
Fa efa anah izy
Fa sô hifanambotra tsika
[Pre-Chorus]
Ka teny ataovy anazy
Mavita mariagy
Tsika we tsy anjara de tsara tsodrano
Tandremo hisabotage
Fa sode hifanalazy
Fa raha hitady elah d ampahitako angano
[Chorus]
Love jiaby efa nomeny anah fa ambava mboay ka tsy hoazonao intsony
Mahaiza mionona ianao ralahy de mahereza fefa lasako ny fona
Taminao tany izy nijaly ny tomany fa tsy ny asanao loha
Amina ty izy falifaly voa tambitamby
Ka mbay elah veloma
[Bridge]
Ho ela velona ny fitia lavitra, na dia hisaraka aza ny lalana
Ny feo ao am-poko miteny marina, tsy mety ho adinoina
[Outro]
Veloma sy ny foko mihetsiketsika, manantena ny andro ho tony
Ny ady tao anatiko hialany, ary vaovao hitraka ny fitiavana