[Intro]
Iô! iô! iô! iô!
[Verse 1]
Tiako be Madama ô, iô! iô!
Fiancée, mariée, ’Zay lay revy Madama ô!
Madama je t’aime, nefa ny andro amin’ny enina
Omeo ahy ilay anona, fa hampifaly ny feo
[Chorus]
Madama anie manjamanja e!
Omeo ahy ilay anona, fa hampifaly ny fety
[Verse 2]
Atolotolory ny tanana, fa jomaka e!
Andao hifanoroka, jomaka!
Atolotolory ny molotra, fa jomaka!
Andao amin’izay hifanoroka, fa jomaka!
[Chorus]
Madama anie manjamanja e!
Omeo ahy ilay anona, fa hampifaly ny fety
[Outro]
Iô! iô! iô! iô!