[Intro]
Zah tia, tia, tiah, tiah zah aminao oh oh
Zah tia, tia, tiah, tiah zah aminao oh oh
[Verse 1]
Couplé: Zah vognony tsy ampijaly anao, sady tsy ampirafy you
Ditry jiaby regny fa tsy ataoko
[Chorus]
Refrain: Zah tia, tia, tiah, tiah zah aminao oh oh
Zah tia, tia, tiah, tiah zah aminao oh oh
[Verse 2]
Couplé: Tokatsano tsika aza ambela ravana
Mahafaly anao vadikou mahita tokatsano tsika ravana
Mandifera izy koa mety atao, fa zah mankatia fa tsy andia andia anao
[Chorus] (reprise)
Refrain: Zah tia, tia, tiah, tiah zah aminao oh oh
Zah tia, tia, tiah, tiah zah aminao oh oh
[Bridge]
Couplé: tiako mankasitraka anao, tsy hanary, tsy hamadika
Zah tia anao foana, tsy misy hatao hafa
[Outro]
Refrain: Zah tia, tia, tiah, tiah zah aminao oh oh