[Intro]
Marary Ilay Mitia fa mitandrema raha mbola tsitafiditra, ...............zandry gasy dj
[Verse 1]
Indrisy ry foko, fo tsimahay Mitia, fo adala raha MBA nitia
Manatena fitia, nefa fa tao voafitaka
Miaina mangina Tsy mahatoky fitia, satry izay rehetra tina tao manimba
Marary fa hiafina satria izay Ilay niditra tamin’NY fitia
[Pre-Chorus]
io fo io toerana sarobidy, ka tsiazao hisangina na hilalaovana
[Chorus]
Ary rehefa Tia dia tsiazo disona, na handangaina
Fa mora maloto Sy malaina, ka tsy misy handrandraina
Satria rehefa tena Tia dia Tia tiko, fa rehefa voafitaka dia simba Sy loha!
[Verse 2]
Indray andro any mbola hanatena fa hositrana, Sy hatoky fitia Ianao
Ho sambatra Sy ho finaritra, eo anilan’Ilay tia Sy Hanaja anao
Amizany ho foana ireo ratra Sy loto tao anatinao
Ka ho lasa Lapa tsara Sy madio Ary ho toerana sarobidy indray ianao
[Chorus]
Ary rehefa Tia dia tsiazo disona, na handangaina
Fa mora maloto Sy malaina, ka tsy misy handrandraina
Satria rehefa tena Tia dia Tia tiko, fa rehefa voafitaka dia simba Sy loha!
[Bridge]
Raha mbola tsy vonona ny hitia dia aleo amizao
Fa manimba ny fo nofo ny voafitakin’ny fitia Ka hatonga azy ho vato na ho vy!
[Outro]
Raha mbola tsy vonona ny hitia dia aleo amizao
Fa manimba ny fo nofo ny voafitakin’ny fitia Ka hatonga azy ho vato na ho vy!