[Intro]
Oh yeah…
Anuel (UAH ...uah)
aaaan ehhhh aaaah
[Verse 1]
Mahereza milaza raha disaka ianao (UAH)
Aza afenina izay ao anatinao(UAH)
Raha tsy hiady ho antsika ianao
Dia mety very izay fisianao
Ny foko mbola mitempo ato (ah)
Toy ny hira miverimberina ato
Tena izy ny love nomeko anao
Fa diso foana zaho rehefa mavozo handao ianao
[Pre-Chorus]
Raha handeha ianao aza hadino
Fa ny foko mbola anjaranao ka tsy hanadino
Na lavitra aza ianao akany
Ny anaranao mbola velona ato ampoko hiany
[Chorus]
Baby aza avela ho very zaho
Ny foko manaraka anao hatrany izao
Love tsy mety levona eh
Na dia lasa aza ianao baby eh
[Verse 2]
Mimpodiana eto indray
Fa ianao iray no tiako hatrizay
Aza sarahina isika roa
Fa ianao no hafanako sy soa
[Verse 2 - continued]
Rehefa mangina ny alina lava
Ny fahatsiarovana anao no mitranga
Ny dianao mbola tsapako eto
Toy ny rivotra mandalo moramora eto
[Bridge]
Fantako hiverina ianao indray andro
Fa ny tena tia tsy manadino anao
Raha tanteraka indray zaho sy ianao
[Chorus]
Baby aza avela ho very zaho
Ny foko manaraka anao hatrany izao
Love Tsy mety levona eh
Na dia lasa aza ianao baby eh
[Outro]
Mimpodiana eto indray
Fa ianao iray no tiako hatrizay
Aza sarahina isika roa
Fa ianao no hafanako sy soa