Nourousoa malaaaala ohoh
etsy Anie ianao eeee
avia a re ka mitsangaaaana e e!
manatona aty ka mandehaana!
vadiko oh oh! vadiko a ah!
mihaino ai ve ianao eee
Tena mijaly anie ity foooko o!
Rah tou ka lavitr anaoaaa
Nourousoa malaaaala oh
Tsy aiko aloha ra mba fantatrao e
za anie tsy mety ho salaaaam e e!
vao tsy mahita maso anao a
vadiko oh oh! vadiko a ah!
mihaino ai ve ianao eee
Tena mijaly anie ity foooko o!
Rah tou ka lavitr anaoaaa
Nourousoa malaaala oh!!
Ny zavatra mba hiriko
Izaho sy ianao tsy hifandao a a
Na mamy na mangidy
vadiko oh oh! vadiko a ah!
mihaino ai ve ianao eee
Tena mijaly anie ity foooko o!
Rah tou ka lavitr anaoaaa
Nourousoa Reny tsaaaara oh
Jereo ny zanantsika aaaa
Omeo fitiavana izy ireo ouou
Na tsy eo ilay Dada tini i!
vadiko oh oh! vadiko a ah!
mihaino ai ve ianao eee
Tena mijaly anie ity foooko o!
Rah tou ka lavitr anaoaaa
misaotra aki malaaala an
tsy tezitra fa faly iii
izaho anie ka tsy mitsaaahatra
Mivavaka ho anao o!
vadiko oh oh! vadiko a ah!(Miangavy re e)
mihaino ai ve ianao eee
Tena mijaly anie ity foooko o!(Mba marina e)
Rah tou ka lavitr anaoaaa
vadiko oh oh! vadiko a ah!(e e ee e!)
mihaino ve ianao eee(ou o o,ou o o)
henoy tsara anie zany feeehoko
milaza hoe TIKO IANAO