[Intro]
[Verse 1]
Satria fitiavana no niantsoanao ahy
Ny tena tsara sy lafatra tokoa
Ka tsy tokony hisy ampanahy
Fa sarobidy , tena vokatry ny fo
[Chorus]
Ooh , Tena sambatra aho
Ooh , Aah fa ao Aminao
Ooh , Ny fiainan-ko ho avy
Ieeh , Rahatr'izay
[Bridge]
Ref : Tsy hiala Aminao
Ny fitiavana isan'andro
Aposakao
Na maraina na ny atoandro
Eny na ny hariva koa
[Outro]