Faly ravo ny foko naregny Jesosy nagnafatra Zaho
Hoe vontosy Filazantsara ity nody Madagasikara e
Ary andao ary isika hanambatra ny herintsika e
Hamonto filazantsara ity nosy Madagasikara e

(O zoky e a o zandry e a
Andao hitory an'ilay nahary ny lanitra sy ny tany)
(O zoky e a o zandry e a
Andao hitory an'ilay nahary ny lanitra sy ny tany )
Hoy Jehovah tompon'ny maro ay
Mandehana aty ianareo miasa fatratra sy mavesatra entana e
Fa izy no hanome anao fitsaharana e
Izay mino azy sy mitandrina ny didiny