[Intro]
Ndreto isika ry lalala
Fa vonona tsara e
[Verse 1]
Indro atolotra anao e, ity hirako ity
Ianao ilay nanolorako ny fitiavako
Tadidio fa raha natolotro izany e, dia voady mandrakizay tsy hisy fetra
Indro atolotra anao e, ity hirako ity
Ianao ilay nanolorako ny fitiavako
Tadidio fa raha natolotro izany e, dia voady mandrakizay tsy hisy fetra
[Chorus]
Efa vita ny safidiko, fa ianao e
Na ho mafy aza ny lalako, tsy ataoko sakana e
Ka ireo izay manaratsy ho reraka foana e
Ny antsika efa safidy ka tsy hoferana a
[Verse 2]
Misaotra anao ry malalako, ny amin’izany e
Fa sarobidy amiko tokoa tena mamy e
Ka ny tanjontsika tsy hiova, fa matotra tsara e
Ho voady mandrakizay, aina no fetra

[Bridge]
Ndreto isika ry lalala, fa vonona tsara e
[Chorus]
Efa vita ny safidiko, fa ianao e
Na ho mafy aza ny lalako, tsy ataoko sakana e
Ka ireo izay manaratsy ho reraka foana e
Ny antsika efa safidy ka tsy hoferana a
[Outro]
Ndreto isika ry lalala, fa vonona tsara e