Refrain :
Izao kely fa ny Andriamanitro ngeza be
Ngeza be, ngeza be
Izao kely fa ny Andriamanitro ngeza be
Tsy misy tsy hainy atao e
Izao kely fa ny Andriamanitro ngeza be
Ngeza be, ngeza be
Izao kely fa ny Andriamanitro ngeza be
Tsy misy tsy hainy atao e
Couplet :
Izao kely aho, tsy maninona e
Fa Jesosy no hery ianteherako e
Na misy ady, na misy olana
Andriamanitro tsy mba mandao ahy anie
Refrain :
Izao kely fa ny Andriamanitro ngeza be
Ngeza be, ngeza be
Izao kely fa ny Andriamanitro ngeza be
Mandresy foana aho miaraka Aminy e
Izao kely fa ny Andriamanitro ngeza be
Ngeza be, ngeza be
Izao kely fa ny Andriamanitro ngeza be
Mandresy foana aho miaraka Aminy e
Ponts ............................
Outro
Izao kely fa ny Andriamanitro ngeza be
ny Andriamanitro ngeza be
ny Andriamanitro ngeza be