[Intro]
[Verse 1]
Telo aotra telo, telo-tsiôma, Ambalavao
Anay any rôba faly mandray anao
Matsiro ery ny vokatra mitobaka @kilao
Mandrosoa aty enao ra hilalao
[Chorus]
Miala ambalavao de lalāna mianatsimo
Mandehana moramora fa aza mirimorimo
Andalamihitsy, ambalamena, ambatolalaka
Ambalalova, andohananara, de eo ko betanimena
[Verse 2]
Miala eo de talaky, ampitaha, any anja hotel restorant
Valanjavaboary park n'y any anjaha
Akadidisa sy n'y sisa maro tsy vo tanisa
Ambaibo any n'y farany tombile makaty amitsika
[Bridge]
[Chorus]
Miala ambalavao de lalāna mianatsimo
Mandehana moramora fa aza mirimorimo
Andalamihitsy, ambalamena, ambatolalaka
Ambalalova, andohananara, de eo ko betanimena
[Outro]
Miala eo de talaky, ampitaha, any anja hotel restorant
Valanjavaboary park n'y any anjaha
Akadidisa sy n'y sisa maro tsy vo tanisa
Ambaibo any n'y farany tombile makaty amitsika