[Intro]
[Verse 1]
Tsy misy Tia ahy tahaka anao
N'inona n'inona atao, tsy misy ampisaraka ahy aminao
Tsy noho ireo zava-bita, mirehareha anao
Tsy misy Tia ahy tahaka anao
[Verse 2]
Mandalo tafiotra tsy latsaka, reko ny feonao migadona, mirivotra, miantso ahy
Hiampita ranomasim-be tsy ho rendrika aho
Ilay tananao mitantana ahy
[Chorus]
Jireh, ampiahy anao
Jireh, ampy ahy ianao
N'inona isehon, eo fona ianao
Jireh ampy ianao
[Verse 3]
Ampy ahy ianao
Ampy ahy ianao
Ampy ahy ianao
Ampy ahy ianao ampy ahy ianao
Ampy ahy ianaaaao
Te hitoetra eo aminao aho
An-tampon-tendrombohitra avonno hitako mazava tsara izay momba
ahy
Hitoetra anilanao
Mandrakizay, tena fiainako ny fanatrehanao
[Chorus]
Jireh ampy ahy ianao
Jireh ampy ahy ianao
N'inona iseho eo fona ianao
Jireh ampy ahy ianao
[Verse 4]
Ampy ahy ianao
Ampy ahy ianao
Ampy ahy ianao
[Outro]
Jireh ampy ahy ianao