Mihazakazaha
1-Aza mitoky amin'izao fiainana izao
Fa izao rehetra izao dia mbola horavaina
Ny vola be sy ny harena eto an-tany
Dia tsy mahavonjy Anao izany any amparany any.
Refrain: Miazakazaha hanatratra ny marika
Miazakazaha handova ny lanitra
Miazakazaha Anao ny marina
Miazakazaha Jesosy no lalana
2-Ny namanao sy ireo havanao
Dia misy fetrany ihany ny fanavotan'izany
Fa raha izaho enao dia Jesosy ihany no jerena
Mitady famonjena MBA ho any Jerosalema.
Refrain :Miazakazaha hanatratra ny marika
Miazakazaha handova ny lanitra
Miazakazaha Anao ny marina
Miazakazaha Jesosy no lalana