Refrain:Masina ny Tenako ozy
Masina ny Ray aman-dreniko ozy
Masina fianakaviako ozy
Masina ny taniko ozy.
Paroles:
Iza tokoa moa ah!
Olona mandeha irery
Nanapaka ny fifandraisany tamin'ny manodidina azy,olona mihaina anaty loko volondavenona
Olona manana nofy n'y ho lasa mpanjakan'ny eto an tany
Fa indrisy fa eto tokoa moa no antsoina hoe tany
Tany aiza tokoa moa
Tany AVY aiza
Tany manana ny hasiny ,
Refrain:Masina ny Tenako ozy
Masina ny Ray aman-dreniko ozy
Masina fianakaviako ozy
Masina ny taniko ozy
Paroles:
Indray Andro hifoha ny heriko
Indray Andro hahiratro ny mason'izao tontolo izao
Ka Andao Ary hoy aho hamono tena ha ha ha
Angaha raha hoe hahiratro ny masonareo dia hanavotra anareo aho kanefa tsy lainga izany Andao hamono tena ,
Refrain:Masina ny Tenako ozy
Masina ny Ray aman-dreniko ozy
Masina fianakaviako ozy
Masina ny taniko ozy
Paroles:
Aza matahotra , Tsy ho ela intsony dia hifoha ilay mpanjaka mandraka anaty loko volondavenona ka izay jeren'ny masony hanaiky azy daholo,izay mahare ny fehony hanaiky , n'inoninona tanterahany ho tanteraka daholo satria masina ny tenako