[Intro]
Ra napoiziko oe fiti aviany @ nao no Antony ireny fietsika ireny tsy nisalasala ao namali fiti indrisy ianao tsy niteny nade teny n'y fotona tsy tsapako mihintsy atsizay nefa mou atao aona tsy afak iverenana indray
[Verse 1]
Nanenina ao tsy nijery akory Ilay masonao nipitrapitra kanefa atao aona mou netsika tantara ihany sisaaaaa*4
[Chorus]
Ankehitriny eeeeeeh tsy ao @ nao tsony Ilay fitia izay nafana fahiny eeeeeh ramety avereno indray
[Verse 2]
Asambatra antsika ro mandrakizay iarak itempo n'y fooooo
[Chorus]
Enga nie tsy ho faty intsony iverina ndray Ilay afanana nisy talo
[Bridge
Nanenina ao tsy nijery akory Ilay masonao nipitrapitra kanefa atao aona mou netsika tantara ihany sisaaaaa
[Chorus]
Ankehitriny eeeeeeh tsy ao @ intsony Ilay fitia izay nafana fahiny eeeeeh ramety avereno indray asambatra antsika ro
[Outro]
Mandrakizay iarak itempo n'y fooooo enganie tsy ho faty intsony iverina ndray Ilay fitia Zay nafana talo eeeéeeeéeh nanenina ao tsy nijery akory aàaaaaaàaàà kanefa atao ahona mou netsika ro tantara ihany sisaaaaa àààà*6 netsika rœœö tantara ihany sisaaaaà