Verse 1 :Nahazo anao nahazo anjely
Isan'andro da feno hery
Miaina ankilanao mahafalifaly
Zay rah ataoko jiaby da manjary
Verse 2 : Mahagaga aminao aho tokampo
Andinoko aby ireo adalako talo
Nofenoinao ny banga tamin'ny fiainako
Ka atolotro ho anao rô ty foko
Préchorus : Tena tiako anao malalako
Mila anao zaho
Enganie ho lamban'akoho oh oh oh
Ka rah manaiky anao malala
Dia ampafantariko ny ao antanana
Hoe anao alaiko ho vady
Hisaraka atao fady eh eh eh eh
Chorus : (Meva anao pela magneva ah
Magneva ny antsika roa foreva ah
Mila anao aho my lova ah
Fitiavantsika tsy ho rava ah ah ah) ×2
Verse 2 :Fangiriko ny antsika tanteraka
Ny tananao asiko peratra
Tsika roa hifampiteraka
Tiko tsapanao fa fitiavako anao tsy misy fetra
Verse 3: Fa ankilanao iao dia feno fahasambarana
Eo anilanao no azahoko fihadanana
Ka tsy avelako ho rava ny faniriko
Fa ny fifalianao no fifaliko
Préchorus : Tena tiako anao malalako
Mila anao zaho
Enganie ho lamban'akoho oh oh oh
Ka rah manaiky anao malala
Dia ampafantariko ny ao antanana
Hoe anao alaiko ho vady
Hisaraka atao fady eh eh eh eh
Chorus : (Meva anao pela magneva ah
Magneva ny antsika roa foreva ah
Mila anao aho my lova ah
Fitiavantsika tsy ho rava ah ah ah) ×2
Magneva ah ah ah ah ah ah
Oh my lova ah ah ah ah ah
Ny antsika ho foreva ah ah ah ah ah
Chorus : (Meva anao pela magneva ah
Magneva ny antsika roa foreva ah
Mila anao aho my lova ah
Fitiavantsika tsy ho rava ah ah ah) ×2
Chorus : {(Meva anao pela magneva ah (magneva ah)
Magneva ny antsika roa foreva ah ( foreva ah)
Mila anao aho my lova ah ( oh my lova ah)
Fitiavantsika tsy ho rava (tsy ho rava ah ah ah)} ×2
Yoann Rayden