Maro ny fitsapana mafy koa ny fisedrana
(Tsy hihemotra e!, tsy hihemotra e!)
Tanjontsika ho any an-danitra ka tsy ho hisy hahasakana
(Tsy hihemotra e!, tsy hihemotra e!,!)
(Tsy hihemotra e! Na mafy ny dia e!)
I Jesosy irery ihany no hanafaka antsika
(I Jesosy irery ihany no hanafaka antsika !)
Izy ihany no clé ho any am-paradisa
(Izy ihany no clé ho any am-paradisa)
(Tsy hihemotra e! Na mafy ny dia e!)
Matokisa fa izy dia tsy hanary ianao fa hifikoro mafy ny finoana
Izy irery ihany no afaka hamonjy anao Raha misy zavatra mandona
(Matokisa fa izy dia tsy hanary ianao fa hifikoro mafy ny finoana
Izy irery ihany no afaka hamonjy anao Raha misy zavatra mandona )
Maro ny fitsapana mafy koa ny fisedrana
(Tsy hihemotra e! Na mafy ny dia e!)
Tanjontsika ho any an-danitra ka tsy ho hisy hahasakana
(Tsy hihemotra e! Na mafy ny dia e!)
I Jesosy no lalana Ka Iza no hanakana
(Tanora Kristiana Midera an'i Kristy Tompo)
Hifikiro ny finoana ka aza mihemotra
(Tsy hihemotra e!, tsy hihemotra e!!)
(Tsy hihemotra e! Na mafy ny dia e!)
Maro be ny fitsapana hahazo antsika e!
(Maro be ny fitsapana hahazo antsika e!)
Toy izany koa ny sedra hahazo antsika e!
(Toy izany koa ny sedra hahazo antsika e!)
(Tsy hihemotra e! Na mafy ny dia e!)
Mibebaha fa Sao dia tara ianao n'y amin'ny fahatongavan'i Tsitoa
Sao dia lasa toy ilay aviavy nohozonon'i Jesoa
(Mibebaha fa Sao dia tara ianao n'y amin'ny fahatongavan'i Tsitoa
Sao dia lasa toy ilay aviavy nohozonon'i Jesoa)
Maro ny fitsapana mafy koa ny fisedrana
(Tsy hihemotra e! Na mafy ny dia e!)
Tanjontsika ho any an-danitra ka tsy ho hisy hahasakana
(Tsy hihemotra e! Na mafy ny dia e!)