🆂🅾🅻🅰🅵🅰🅺🅰
Vao omaly enao nilaza we , F ijanona ho anah irery .
Nefa androany ts itako tampoka be,, de lasa oe nao ira nisitakaoooh.. ...Nandao le tananaa...zah ony tsy mahatamanaazy, fa hatramizao zah niaritra,,malahelo ,mitomany...ny voady tsika we mb iaritra nef indrisy fa tsy tafarinaaa..
𝐑𝐞𝐟𝐟:::: nisampana ,nisaraka ny lalanay... tsy fantatra ny tena marina
anoratra tantara ,,ny tanjona hiantso we malala,,kanjo .nifarana tampoka..
De niseo mampifila filaa...ny fitiavako anazy anazy efa dila ..mandrapiona de misaotra anao,,,ahita ny nireo soa sy zay mba nirinao..fa Zah lo ..az esana saina oohh..
fa veloma ..de mandrapiaonaa..oh
𝐑𝐞𝐟𝐟:::: nisampana ,nisaraka ny lalanaa,,fa tsy fantatra ny tena marina
anoratra tantara ,,ny tanjona hiantso we malala,, nefa de no farananao ..tampokaaaa.