[Intro]
Raha vao maraina
Dia lasa ny fisainana
Mifantoka ato an-tsaina
Ny tena adim-piainana
[Verse 1]
Tapin-dalan-kaleha
Ity izaho efa trotraka
Ianao ihany re
No tena nisompatra
[Verse 2]
Izany ve moa
No mba hany vitanao
Ny zanatsika roa
Dia nilaozanao amin'izao
[Vers3]
Any izao ianao
Lasan'iny olon'iny
Moa va adinonao
Ireto zanatsika dimy
[Chorus]
Ireto zanatsika dimy, adin-tsaina vao maraina
Mieritreritra aho, fa mbola mikiry ny fitiavana
[Chorus]
Ireto zanatsika dimy, adin-tsaina vao maraina
Mitohy ny fo, manantena ny ho avy
[Outro]
La la la la la la
La la la la la la