Lass izy nandeh
Lass izy na de
Efa nataoko izay tiny
S'izay faniriny
Fa tsy ampy azy hono
K'aza mifanome tsiny
Lass izy nandeh
Lass izy na de
Nolazaiko azy hoe
Enao mbola anenina
Fa tsy tanako izy
Aza manantena azy iverina, ono e
Lass izy fa zah ono sipa tsy mivôtra
Lass izy fa zah ono zaza saina lôtra
Lass izy fa zah ono tsy mahkarakara
Lass izy nandeh nitady hafa mba tsaratsara
Lass izy nandeh
Lass izy na de
Efa nataoko izay tiny
S'izay faniriny
Fa tsy ampy azy hono
K'aza mifanome tsiny
Lass izy nandeh
Lass izy na de
Nolazaiko azy hoe
Enao mbola anenina
Fa tsy tanako izy
Aza manantena azy iverina, ono e
Lass izy fa zah ono tsy mahay manambitamby
Lass izy fa zah hono manao toe-tsaina-bandy
Lass izy fa hoe zah tsy mavita miaritra
Izy hono tsy haharitra de aleony manalavitra ah
Lass izy nandeh
Lass izy na de
Efa nataoko izay tiny
S'izay faniriny
Fa tsy ampy azy hono
K'aza mifanome tsiny
Lass izy nandeh
Lass izy na de
Nolazaiko azy hoe
Enao mbola anenina
Fa tsy tanako izy
Aza manantena azy iverina, ono e