[Verse 1]
Ianao no Alfa 'lay tsy miova
Ianao Omega mandrakizay
Manjaka aminkery Ianao Tompo o
Andriamanitry ny fahagagana
[Chorus]
Tompo tsitoha 'lay Avo indrindra
Andriamanitry ny tsy hay atao
Rehefa miteny Ianao Tompo o
Tsisy mahatohitra Anao
[Verse 2]
Mampahiratra ny jamba, 'lay mampiteny moana
'Lay mpanao làlana anaty ranomasina
Rehefa miteny Ianao, tsy misy mahatohitra
Rehefa miantso Ianao, tsisy mahasakana
[Bridge]
Rehefa miteny Ianao, tsy misy mahatohitra
Rehefa miantso Ianao, tsisy mahasakana
Rehefa miteny Ianao, tsy misy mahatohitra
Rehefa miantso Ianao, tsisy mahasakana
[Chorus]
No limit Ianao Jesoa
No limit Ianao Jesoa
No limit Ianao Jesoa
No limit Ianao Jesoa
[Outro]
Misaotra Anao Tompo