[verse1]
Izahay koraly fahazavana fiangona
Assemblée de Dieu Ambahikily
Miarahaba anareo manday ny anaran'i jesosy
[Refrain 1]
Ireto izahay hiantsa sy hanambara
Jesosy kapiteny no pitaridala
Tsy hangozohozo na rivoutsa hifouro
Izy no fanevanay
[Verse2]
Mipousaky ny masoanjo maraina be
Injo ny fahazava fa mitaratse
Ka mitsangana mibebaha
Andao hivavake fa mandiny anao ty jesosy ii
[Refrain 2]
Reto izahay hiantsa sy hanambara
Jesosy kapiteny no pitaridala
Tsy hangozohozo na rivotse hiforou
Izy no fanevanay