[Intro]
[Verse 1]
Tiako ilanao n'aiza n'aiza misy anao
Tsy foiko ianao amizay rehetra atao
Tiako ianao na dia tsy eo anilako aza,
Ka aza manahy fa izaho tsy hanary Anao,
Ka aza manahy fa izaho tsy hanary Anao !!!
[Interlude]
[Chorus]
Nilaza Ary ianao fa tena tia ahy,izaho tsy nandà satria tiako ianao,
Fa aza manahy fa fitiavana no atolotro Anao.
Fa aza manahy fa fitiavana no atolotro Anao.
[Interlude]
[Verse 2]
Tiako ianao EFA tena babonao aho,
Tsy misy olon kafa intsony hasoloko Anao,
Ka omeo toky aho fa tena tia ahy ianao,
Ka omeo toky aho fa tena tia ahy ianao.
[Interlude]
[Chorus]
Nilaza Ary ianao fa tena tia ahy,izaho tsy nandà satria tiako ianao,
Ary aza manahy fa ny fitiavana no atolotro Anao.
Ary aza manahy fa ny fitiavana no atolotro Anao...