[Verse 1]
Fanahy Masin ô, mamenoa ny foku anio
Auka hibuibuika lalina ny fanatchehanao
Mbula hirotsaka hamenu ay
Hamuntu ny fanahiku
Fanahy Masin ô, mituera atu anatiku
[Chorus]
Mangetaheta Anau te hu fenu fuana ahu
Tsy hitsahatcha ahu hitady
Na hiantso mafy ahu na hitomany
Te hiteny amin’ ny fiteny tsy fantatra ahu
Te hiresaka aminao, Djesosy ô, fenoy ahu
Dia hu tsapako fa ato amiku Ianao
[Verse 2]
Fanahy Masin ô,
mino aho fa manatrika eto Ianau
Vangio ny fonay tsirairay,
ahatsapa sy handray
Izany hoe afo miredareda
Mitondra fifaliana tsy hay tohaina
Fanahy Masin ô, miasà, meteza Ianau hameno ahy