Mande lavitra zah itady ny fa marina
Nofy2 hiakatra Rihanna ...
Fa zai voky hony manaraka namany
Na ndray mande aza vo mahita Riraannayy
Atohantiko fanantena feno fanirihana
Hoo lasa kitana rehefa alina mandravak ny lanitra.. hakantony volana Tsy mihasasaina reo holana ny Alina fa ho dorana hosendra lasa...
Nefa fianana ambony tany no nanatra
Te hanakatra ny havo .....
Mendradra le masoandro mittara
Fehezahana ,Fenarana hony fianana lasa hetimody rehefa maizina tontolo
Ny hamarahy... hanampina any le nofy2 ho tanteraka.
Na reheraka ny androany ny halina mandefa ny ainga mpanahy ho angovo vao2 heo ( lasa lavitra ny fanahy #2)anatrehany ray an mitalao hoe
Tario lalalok @ le marina vao2 ...
Tsy ho lany vatsy mpanahy ....
Tahio mamay Tsy haihay ....satry any @ nao le paradise .... Fandrenna, fandresena...
Ratsy fiadohana fa mino ah fa haneparany any
Le parades...
Le tedaviko .. taiza 2