Couplet 1
Isaky ny mijery anao aho
Dia mijanona ny tontoloko
Ny tsikinao no hazavako
Fa ianao no nofiko tokana
Tsy tiako hisy hanakaiky
Tsy tiako hisy hanontany
Fa ny foko efa nanapa-kevitra
Hoe ianao ihany, tsy misy solony
Refrain (en français)
Tu m’obsèdes complètement ( La Fainaiky indray zay )
Jour et nuit, je pense à toi (La Fanaiky )
Tu m’obsèdes complètement
J’ai peur de te perdre, voilà pourquoi
Couplet 2
Saro-piaro aho, ekeko izany
Fa fitiavana no ao anatiny
Rehefa misy mijery anao
Dia may ny foko, tsy mahazaka
Tsy hoe tsy matoky anao
Fa matahotra ny very anao
Satria ianao no aina iainako
Ny anaranao no vavaka ataoko