Ry zanaka, henoy ny anatry ny ray, Ary tandremo mba hahazoanareo ny fahalalana tsara.Fa anatra tsara no omeko anareo; Aza mahafoy ny lalàko.Fa zanak'ikaky aho, Sady tiana no hany malala teo imason'ineny.
Tsara ADONAI fa aza miala aminay mandrakizay
Mpamindra fo sy mpiantra IZY
Maharimpo sy bé famindramponao IZY
Hendré ka mandehana mahintry
Hendré ka aza miolakolaka
Tiavo n'y afa fa aza tia tena