Indraindray ny fo mitia mangina…
Mijery azy isan’andro, te hiresaka, te hilaza zavatra maro…
nefa rehefa eo akaiky eo izy, ny saiko lasa mifangaro
Tsy hoe tsy sahy kory ,fa tiako izy
de matahotra ah sao laviny
am'lafiny rehtra lo ,ny foko raraka tanteraka ,f'izy tsisy kianina
fa ra lafo be ny volamena, izy 5 Cara
zay ngamba no mahatonga azy saika lasan' Karana ...izy ko mo somary métis Karana .....mino ah fa ra manaiky hiaraka amiko izy ,za lasa misy karama
nef matahotra ah ny hiresaka aminy ,satria za mbola chômeur
(Refrain)
(Manonofy ah tsy maraina,tsy hariva
oe ra iny zao n'ekiziko...
mety ef ela aho no niova ...
nef indrisy fa enao lasa lavitra loatra
fa mazava toin'ny kintana ...
za mbola taraiky anaty maizina,ts mety ahita mangirana )×2
Fa za ts te hikozy bobaka
nefa ny bandy akama etsy manosika
za ko mo gasikara de tsy mahitsy mandroso