[verse1]
Misaotsa anao aho anjiamanitso ô
Fa lehibe ny fitiavanao ahy
Tsy toy izao ny fiainako tompo ô
Raha tsy ny faminjamponao
[refrain1]
Misaotsa anao aho tompo ô
Ny amin'ny fahasoavana nomenao ahy
Misaotsa anao aho jesosy ô
Fa tsy irery aho fa teo ianao
[verse2]
Hanompo anao hatsany aho tompo ô
Izany no voadiko aminao
Fa ny fitiavanao ahy tompo ô
Dia tsy ho voavaliko manjakizay
[refrain 2]
Misaotsa anao aho tompo ô
Ny amin'ny fahasoavana nomenao ahy
Misaotsa anao aho jesosy ô
Fa tsy irery aho fa teo ianao