Sambatra, izay mahatoky an'I Jehovah
Sambatra, Eny Sambatra
Ny mahatoky an'I Jehovah
Manandray tsy mety miova sambatra
Sambatra, Tsy mety miova
Manandray tsy mety miova, sambatra
Refrain:
Izy no loharanon-tsoa
Tsy mba manampahataperana
Tsy mandao izay tia azy
Raha mbola eto an-tany
Tsy mandao izay tia azy eto an-tany